Mitsangana

None

Mitsangana


Asandrato ny hosana
Sy ny hira fiderana
Mitehafa Tanana ho
Ren’izao tontolo izao


Asandrato ny hosana
Sy ny hira fiderana
Mitehafa Tanana ho
Ren’izao tontolo izao


Ireo fahadisoanao
Ho fafany hatramin’izao
Ireo ota izay natao
Ho sasany tsotr’izao


Mitsangana ianao,
mba handray lay Tomponao
Tonga izy hamonjy anao
Mivonona re izao


Omeo Azy re ny fonao
Omeo Azy mba hanjakany


Omeo Azy re ny fonao
Omeo Azy mba hanjakany


Omeo Azy re ny fonao
Omeo Azy mba hanjakany


Omeo Azy re ny fonao
Omeo Azy mba hanjakany


Ka ity androany ity
tena hampifankatia
Asandrato ilay Jeso
izay nitsangana izao


(Instrument)


Ireo fahadisoanao
Ho fafany hatramin’izao
Ireo ota izay natao
Ho sasany tsotr’izao


Omeo Azy re ny fonao
Omeo Azy mba hanjakany


Omeo Azy re ny fonao
Omeo Azy mba hanjakany


Omeo Azy re ny fonao
Omeo Azy mba hanjakany


Omeo Azy re ny fonao
Omeo Azy mba hanjakany


Ka ity androany ity
Tena hampifankatia
Asandrato ilay Jesoa
Izay nitsangana izao


A/C : Livasoa RANDRIANARIMANANA


·