Mitsangàna
Antokom-pihira Vetson'i Siona
Mitsangàna
Mitsangàna ianao ka mitoria ny teny soa
Fa izany ilay nataon’i Jesoa
Fony izy nandao antsika no nilaza hoe
Mampianara ianareo ny firenen-drehetra
Tsy voatery hoe voaantson’Andriamanitra ianao
Fa samy mba hanao ‘zay hampanjaka eto an-tany
Io ’lay didy nomeny antsika hoe “mifankatiava ianareo”
Io no adidin’ny tsirairay
Fa sao tsy fantatrareo !