Mitoria filazantsara

Antsafi

Mitoria filazantsara

Izaho sy ianao, isika rehetra izao no iantefan’ilay baikon’ I Jesoa kristy
Hoe mandehana mitoria filanzatsara ka dia vontosy ny nosy Madagasikara
Tena mila izany ty nosintsika ity, ampajakao ilay Fitiavan’ i Jesoa Kristy
F’Izy anie ’lay tokana manome fiadanana, hitondra fanavotana, famonjena ho anao sy ho ahy

     Atolory Azy tsisy fetra fo fanahy nyhery rehetra
Hanaovana ny asa fitoriana, Izao sy ianao tsy mba hangina
Fa hitory sy hanambara am-pitiavana tokoa
Fa hafa ihany e! zalahy ny miaraka amin'ny Jesoa

Izaho sy ianao, isika rehetra izao no iantefan’ilay baikon’ I Jesoa kristy
Hoe mandehana mitoria filanzatsara ka dia vontosy ny nosy Madagasikara
maninona moa raha miara miezaka hanavao fisainana, fiteny, fihetsika
Hanao ‘zay hampandroso ny Fiangonana, ka handova ny lanitra no tanjona hiombonana

·