MITETY RANOMASIM_BE (Sol/Mi)

Feon'ny fiderana

MITETY RANOMASIM_BE (Sol/Mi)



  1. Mitety ranomasim_be izany fianantsika
    Atopatopan’onjan_drano ho eny anivon_driaka
    Miandry hatraiza hatraiza foana ny loza sy ny atambo
    Ho vatolampy izay mandrendrika ny sambo


2.Tsy mbola fantantsika akory ny andro izay tavela
Fa ny fiainantsika izao dia mety mbola ho ela
An_dalana eny koa dia mety ho hisy fahavalo
Izay mikendry mitady (handresy)² hampimalo


3.Tazanina ny eo aloha jerena ny ao aoriana
Toa mbola tsy hita maso akory izany fitodiana
Fa raha ny masoandro foana mitsiky sy mijery
Izany saina mitebiteby ka mila hahajemby


Ref: Nefa aza kivy foana
         Matokia an’i Jesoa
         Izy re no tsy mandao
         Tena kapiteninao


·