MITALAHO AMINAO - APKM Ranombavaka

APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)

MITALAHO AMINAO - APKM “Ranombavaka”


O ry Tompo ô! Andriamanitra ô!
Mba henoy ‘zao vavakay izao
Mitalaho Aminao, mangataka e!
Miandrandra valim-bavaka izahay


·