Mitalaho

Akon'i Fanantenana

Mitalaho


Tompo ô
Mitalao e, vonjeo zahay
Fa reraky ny ady sy ny ota
Marary e……
Mifona e, mitoreo e
Mba avoty re
Fa manenina amin’ny lasa
Ka venjeo…..


Fiverenana:
Mba sasao ny ranao soa zahay
Afao amin’ny jioganay
Tefeo ahay andray ny hafatrao ou…
Fa malemy izahay
Mila hery aminao
Mba tolory fanahimasinao zahay


Hanaraka anao ry tompo ô!
No fanirianay
Hipetraka eo anilanao
Ry ray ô…
Hanatanteraka ny sitram-ponao tsy ankaterena
Mba raiso aho hoa anao Jesoa


Fiverenana:
…………….


·