Misy olom-baovao

None

Misy olom-baovao


Misy olom-baovao hono eh
Kristiana no anarany
Aiza izy no mipetraka ah
Any an-danitra any


Ho an’i Jesosy ny voninahitra
Izy no mpanjaka tsara
Mandrindra mandamina ny tantara
Ho an’i Jesosy ny voninahitra
Fanjakana Mandrakizay


·