Misy feo miantso
SLK Ambohidroa
Misy feo miantso
Misy feo miantso mora feon’I Jesoasy Tomponao
Ka miantso anao tanora mba hanatona azy izao
Fa ny fijaliany mafy, nitondrany ny otanao
Ry tanora aza miandry, sao manjary neninao izao
Ry jesosy tompo tia, sady zoky maminay
Mamela anay mpania, raiso ny fifonanay izao
Ao reo zavatra manimba sy manitona anao
Nefa izany dia hisinda, raha jesoa no tokinao izao
4 )Ry mpisolo voina anay ô! Saotra no atolotray
Ka ny fonay mba honeno, ary ho tena lapanao tokoa