MISASAKALIM-PAMONJENA

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

MISASAKALIM-PAMONJENA


Misasakalim-pamonjena anio
Misasakalim-pamonjena anio
Haleloia Haleloia Hosana


Misasakalim-pamonjena anio
Misasakalim-pamonjena anio
Haleloia Haleloia Hosana


Imanoela, Ilay Mesia no indro tonga ety an-tany
Ilay voalazan’Isaia fahizay
No teny tonga nofo velona
Ka mifalia sy mihibia
fa famonjena ho antsika Izy
Ilay voalazan’Isaia fahizay
No teny tonga nofo velona


Misasakalim-pamonjena anio
Misasakalim-pamonjena anio
Haleloia Haleloia Hosana


Ireo anjely feno hazavana
No nampiely ny filazana
Teraka ho antsika Ilay Mesia
‘Zay teny tonga nofo velona
Ka asandrato hanakoako
Ny fihobiana sy fiderana
Teraka ho antsika Ilay Mesia
izayteny tonga nofo velona


·