Misaotra (Ymela)

Patrick Andrianarivo

Misaotra (Ymela)


Rehefa misaina ny hatsaranao
ny fahatokianao isan’ andro
fantatro fa tsy hoe:
mendrika aho handray fitiavana toy ny anao


Nefa mankasitraka aho
noho ny fahasoavanao
sy ny nanoloranao ny ainao
tonga aho hihira fiderana ho Anao


ref:


(misaotra)
(misaotra)
lehibe ny fitiavanao
(misaotra)
(misaotra)
Tompo o


(iza moa aho)
iza moa aho
no hihira ho Anao
(hira fiderana ho anao)
hira fiderana ho Anao
ny ranao no nitondra fiovana (yeeee)
nanao lalana eo anatrehanay


Tsy afaka eo anatrehanao
(tsy afaka mba hihira ho anao)
Tsy afaka mba hihira ho anao
raha tsy noho lay asanao teo kalvary (yeee)
izay no antony hiderako Anao


ref :


(misaotra)
(misaotra)
lehibe ny fitiavanao
(misaotra)
(misaotra)
Tompo o


·