Misaotra sy midera

SLK Vonona:METM betifaga

Misaotra sy midera


Misaotra sy midera
Ry Ray tsitoha
Fa mbola nomenao tombon’andro hatrany
Afahanay midera sy mankalaza
Ny anaranao ry Tompo malala ô
Ref:Tompo ô aiza ianao e
Fa mila anao,inty zanakao
Tompo ô mba raiso aho e
Ho anisan’ireo mpanomponao
Hatraminy maraina no miantso anao
Dia tsy mitsahatra mahatsiaro anao
Inty ny foko raiso ka anjakao
Fa tsinotsinona raha tsy eo Ianao
Ref:
A/c: Ndrasana,Rabry


·