MISAOTRA (GTF)

Feon'ny fiderana

MISAOTRA (GTF)



  1. Nandalo fisedrana ny fiainako
    Nolalovanao fitsapana ny fanahiko
    Ary efa tao anatin’ny famoizam_po
    No indro tonga Ianao ry Ray Tsitoha


MISAOTRA Anao aho ry Tompo Tia
MISAOTRA fa tafita soa ny dia
Tsy namela hiady irery
Fa mitarika ahy tsy ho very
Ho tonga ho eo anatrehanao



  1. Manomboka izao dia tsy ho irery intsony aho
    Fa manana Anao ho Mpamonjy ahy
    Tena sambatra aho,miaraka Aminao
    Ka ny fiainako ho eo an-tananao


·