MISAOTRA E
Feon'ny fiderana
MISAOTRA E
Be ireo soa izay nomenao anay
Tsy voatanisa
Sy ireo fitahiana izay narotsakao
Antapitrisa
Ref: Misaotra e, Misaotra e
Mankasitraka anao izahay
Zanahary e
Tsy mba navelanao ho very izahay
Fa navotanao
Raha sendra lavo na potraka indraindray
Dia natsanganao
Ny helokay navelanao
Ny aretinay nositraninao
Tsy nanaiky ianao
Fa namonjy anay
A/C : H.Carini