Misaotra Anao 'zahay

SAMi FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE

Misaotra Anao ‘zahay


Misaotra Anao ‘zahay
Misaotra Anao ry Ray
Misaotra Anao Tompo รด
Noho ny fitiavanao


Ka mihira ho Anao ‘zahay
Mankalaza Anao ry Ray
Ny feonay no asandratray
Hiderana Anao ry Ray


Ny anton’ny ihiranay, ho Anao ry Ray
Ny andihizanay, ho Anao ry Ray


Misaotra Anao ry Tomponay
Deraina Ianao mandrakizay


·