Misaotra Anao
SLK 'lay Mpiantsa Soa
Misaotra Anao
MISAOTRA ANAO
Eny Tompo ô! Mitory Anao izahay
Kanefa kely ny herinay
Ianao ry Tompo Ilay mampahery
Mba hatolory anay re ny hery
Ref: ka misaotra Anao izahay
Ny nanomezanao ny Fanahy
Ianao anie nomijery
Ireo ondry very
Izao anefa ny olana
Misy ireo izay mandà
Katolory vahaolana
Mba handresenay lahatra