Misaotra Anao
Feon'Kalvary
Misaotra Anao
1- Misaotra Anao ry Tompo tia
Fa nanolotra ny ainao mba ho ahy
Fahafatesana mantsy no miandry raha tsy tonga Ianao hanavotra ahy
Ny lalan-dratsy izay nalehako dia niova indray ho lala-marina
Ilay fomba ratsy izay fanaoko iny dia niova indray ho lala-marina
Vonona aho,tena vonona aho
Hanaraka ny dian-tongotrao
Ka na sarotra aza ny lala-kombana
Izaho matoky fa manana Anao
2-Tompo o ianao no lalako
Handefitra tsy hanao ireo sitrapo
Hivavaka aho mba tsy hanota intsony
Mba azahoako ilay paradisa indray
Vonona aho,tena vonona aho
Hanaraka ny dian-tongotrao
Ka na sarotra aza ny lala-kombana
Izaho matoky fa manana Anao
Misaotra anao (A.C Rakotoarisoa Aimé)