Misaora an'I Jehovah

Tana Gospel Choir - TGC

Misaora an’I Jehovah


Misaora an’I Jehovah, ry fanahiko
Izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina.
Misaora an’I Jehovah, ry fanahiko;
Aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra,


Ref: Izay mamela ny helokao rehetra,
Izay manasitrana ny aretinao rehetra,
Izay manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka,
Izay manarona famindram-po sy fiantrana anao eh


Ianao, Ianao, Ianao Jehovah Ray
Ianao, Rain’ny mandrakizay (x2)


Amen, Amen, Haleoia
Amen, Haleoia (x2)


·