MISAORA AN'I JEHOVAH
Anjomaran'ny Fitiavana
MISAORA AN’I JEHOVAH
Duo lahy sy vavy:
Misaora an’i Jehovah, ry olon’eran-tany ô
Ankalazao mandrakizay, ho ren’izao rehetra izao
Fa lehibe sy miantr’Izy, miahy izao rehetr’izao Jehovah
Tsy miova mandrakizay doria, ’lay Mpanalàlana anao.
Misaora an’i Jehovah, ry firenena rehetra ô
Ankalazao mandrakizay, ho ren’izao rehetra izao
Fa lehibe sy miantra (Jehovah)
Miahy iaao rehetr’izao, maharitra mandrakizay
Mpitari-dalana anao.
A/C: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Miora