MISAORA
Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
MISAORA
Misaora! Misaora! Misaora
Misaora an’i Jehovah
Misaora! Misaora!
Misaora an’i Jehovah ry Fanahiko
Ary izay rehetra ato anatiko
Misaora! Misaora an’i Jehovah
Eny aza misy adinoina
Ireo fitahiany rehetra
Misaora! Misaora an’i Jehovah
Izay mamela ny helokao rehetra
Sy manasitrana ny aretinao rehetra
Misaora! Misaora an’i Jehovah