MISANDRATA MANDRAKIZAY
ISAAC DE PAUL
MISANDRATA MANDRAKIZAY
Avia, hioby ny Anarany
Iray feo, iray hira
Haneho fifaliana eto anatrehany
Avia, hilaza ny hatsarany
Ny zava-drehetra
Manaiky ny Anarany
Ndreto izahay miankohoka
Mitsaoka sy mideranao
Fa raha ianao no misandratra, dia feno fanatrehana.
Misandrata amin’ny avo indrindra
Misandrata mandrakizay
Jesosy o! Raiso ny toeranao.