MIRARY SOA
AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)
MIRARY SOA
Izay, izay rehetra vita izay
lo no mariky ny fiombonana tety
Oay, voazara tokoa mantsy
Fa iray kosa @ Kristy
REF :
Mivavaka ho anao e hahita fiainana
Miavaka lafatra miaraka @ Ray
Mirary soa anao, ny amin’zay rehetra atao
Ho sambatra, hiadana homban’i Jesô
Reo soa, izay nifanaovana
Raikitra ao am-po ho tsarovana tokoa
F’izao, indray andro any anie
Dia tsy maintsy mbola hihaona indray