Miràna
Sanda Mozika
Miràna
Miràna
Tsy ny fiainandasanao
No itomaniana
Hanakana izay atao
Hampitombo fahoriana
Ref : Ho anao izay toa sorena , malodava koa
Ary trotraka ny tena
Mijaly ao am-po
Aza mitanondridava
Fa atrehonao ny ady
Ny haizina hisava
Ary hitanao sahady
Ilay maraina vao
Hitondra tsiky Ho anao
Fa izao fiainana izao
Malahelo mitomany
Ka ireo nokinasanao
Tanteraho hanala izany
A/C: Tiana Andrianaina
Arr: Sanda Mozika