Mipelipelika

Kiaka

Mipelipelika


Mihodinkodina ny fiainana an-tany
Fantatsika ny mahatonga an’izany
Raolombelona voafidy hiasa
Mba hikaroka ny hoaviny


Ny hatanorana anie ka lava indrindra
Misy ny ratsy sy ny tsara indrindra
Toa feno hery feno fakam-panahy
Io no hitako fa mampijaly ahy


Io no hiainantsika, io no hiainantsika hianiantsika tamin’izany
Tanora hatrany hatrany, tanora hatrany hatrany manan-kery manam-po
Fa handresy


Pelipelika etsy manodidina ery
Toa hafaliana foana ny ahy ny fiainako ety
Tanora lalandava sady mahery fo
Velon-kira, mifaly
Tontolo ihany, tontolo ihany


·