MIOTRNA TSARA, AZA MIOVA

Feon'ny Fifohazana Manolotrony

MIOTRNA TSARA, AZA MIOVA


1- Tsarovy izao ny andro izay iainantsika
Be tokoa ny zavatra miova
Efa hita maso ny hamaroan’ny olona
Izay mihemotra finoana
Sao koa ary ianao
Aza miherikerika
Mijoroa mafy manĂ na faharetana
Ref:
Miorena tsara, aza miova
Miorena tsara amin’ny fivavahana
Tonga izao ny andro tsy ahazakan’ny olona
Fampianarana tsisy kilema
2- Ankehitriny izao ny fitiavan-tena
Be indrindra hita amin’ny olombelona
Ny mpianakavy tsy miray saina
Noho ny haratsiam-piainana
Didy vaovao teo aloha
Io nosoloina lolom-po
Ny firaisan-kina lasa fitokoana
3- Ny devoly izao dia mirenireny
Mitady izay ho arapany
Koa mitandrema ry olom-boafidy
Aza mety ho fitahiny
Maro be ireo namantsika
Amin’izao fiainana izao
Misitaka, mihemotra
Miala amin’ny fampianarana


·