Miorena tsara
SLK 'lay Mpiantsa Soa
Miorena tsara
MIORENA TSARA
Tsy vitam-bava na ny fonao mafana
Ny fanompoana ry hava-malala
Fa dia mitaky ezaka sy finoana
Raha te hiorina tsy ho faty vonoina
Miomana, mitandrema
Mihazona mafy mba tsy hivena
Fa etiety ny lalam-pamonjena
Mihazoana mafy mba tsy hivena
Aza mihebo misehoseho ho favy
Miantso devoly hoe avia raha hiady
Amin’izato finoana tsisy faka
Fa voadona dia indro fa rava