Miorena

Groupe Harison

Miorena


1.Ambarako anao,lazaiko aminao indray ny fiaviany,eny@rahon’ny lanitra Jesosy Tompo
Hanavaka ny olony izay mitoetra tsara
Amin’izany e,izaho sy ianao no akariny


Ref:Miorena havako รด!Aza miovaova intsony e

Aoka hiaritra hatrany@asa fanompoana
Io fizahan-toetranao io iareto ihany aloha fa:
Rehefa any an-danitra any isika e,hifaly foana


2-Tsy hisy intsony veloma hatreo ny fahoriana
Fa fiainam-baovao indray no hita any e
Ka androany mbola tsy tara ianao raha hanolo-tena
Hanaiky fa Jesosy ihany e.Izy no hampiakatra anao


·