Miomàna, Miambena

GAFLI

Miomàna, Miambena




  1. Raha ‘zao fiainana izao ihany
    No anantenantsika an’i Kristy
    Dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika
    Ref: Fa Jeso, Izy raha nandao antsika ety
    Hamboatra ny toerantsika
    Ary ho avy amin’ny voninahiny
    Handray antsika izay nantsoiny
    Ka miomàna sy miambena
    Fa tampoka ny fiaviany
    Tsy ampoizintsika!
    Aoka hirehitra lalandava ny jiron’ny finoantsika
    Ka ho vonona




  2. Moa ve efa fantatrao
    Ny toerana ho vantaninao
    Raha tonga ilay fetra handaozanao ‘zao eto an-tany izao
    Ref: Fa Jeso, Izy raha nandao antsika … (x2)




·