Mino sy mibebaka

Marinna Lemary

Mino sy mibebaka


Iza no mila fitiavana
Iza no ilainao hitia
Iza no antenaina ety (ouh ouh)
Raha tsy ilay nahary akia


Azovy moa tsy ampy fitiavana
Manatona an’ilay ray fitia
Tsy ho maty antoka akia
Manatona azy satria.


Fa maty ho anao ny Zanany
Mifona ho anao malalany
yeh, yeh, yeh
Mino, mibebaka izay vao mandeha.


Fa maty ho anao ny Zanany
Mifona ho anao malalany
yeh, yeh, yeh
Mino, mibebaka izay vao mandeha.


Iza no mila fiadanana
Ny fiadanananay tsy mitovy ny ety
Ny fiainanay ao amin’i Kristy
Fiainambaovao akia


Iza no miady amin’ny fiainana
Lakile efa nomeny antsika
Mamaha sy manidy akia
Mahaiza misafidy.


Fa maty ho anao ny Zanany
Mifona ho anao malalany
yeh, yeh, yeh
Mino, mibebaka izay vao mandeha.


Fa maty ho anao ny Zanany
Mifona ho anao malalany
yeh, yeh, yeh
Mino, mibebaka izay vao mandeha.


Andao hiaraka amin’i Kristy e


Fa maty ho anao ny Zanany
Mifona ho anao malalany
yeh, yeh, yeh
Mino, mibebaka izay vao mandeha.


·