MINO IAY
None
MINO IAY
Mino iay , mino e! Zagnahary (×4)
Mino , mino , mino iay
1- Taloha mbola tsisy izao tontolo izao
Mihevaheva ro Andriamanitra
Nagnanao gne lagnitra sy ny tany tamin’ny e vavany
Moa mino an’izany maro anareo?
Mino , mino , mino iay
2- Moa mino an’i Jesoa terak’i Maria
Izay nijaly novonoina
Fa nitsangana tamin’ny maty
Ary niakatra an-dagnitra
Moa mino an’izany maro anareo?
Mino, mino , mino iay
3- Gny fanahy masigny sy ny Eglizy
Katolika , apostolika
Gny batemy magnala gne fahotana sy ny fitsarana
Ary gne fianana mandrakizay
Mino, mino , mino iay