MINO AHO (I believe Oslo)

Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala

MINO AHO (I believe Oslo)


Mino Anao aho ry Rainay *2
Mino Anao ilay mpahary ny lanitra sy tany
Mino Anao aho ry Rainay


Mino Anao aho ry Jesoa Tompo ’lay zanaka *2
Mino Anao ilay namonjy sy ilay nanavotra ahy
Mino Anao aho ry Jesoa Tompo ’lay zanaka


Mino Anao ry Fanahy Masina *2
Mino Anao ry fanahy tsara, mpananatra ahy
Mino Anao ry Fanahy Masina


Mino Anao aho ry Rainay
Mino Anao aho ry Jesoa Tompo ’lay zanaka
Mino Anao ry fanahy tsara, mpananatra ahy
Mino Aho
Mino Aho
Mino anao ry telo izay iray
Mino anao ry telo izay iray


Mino Anao ry fanahy tsara, mpananatra ahy
Mino aho ry telo izay iray


·