Mino aho

AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)

Mino aho


1- Tsy haiko tanisaina ny fitiavaNao ahy
Ny fiainako tontolo feno Anao Jesosy รด
Raha misy aza sedra anaty fiainako ao dia
Matoky aho fa eo Ianao


Ref: (solo) Fa fantatrao ny momba ahy
(choeur) Ny vetsovetso anatiko ao
(solo) Mino aho fa izay atolotrAo
(choeur) Dia mahasoa ny fiainako
Fohanako ny ahiahy
Mino aho fa izay ombako eo Ianao


2- Ny fiainan-danitra efa nomeNao ahy
Efa voaomana izay hitoerako any
Ho eo anilaNao ho lavitry ny ankaso
Ho faly sy hiadam-po.


Ref : Fa fantatrao ny momba ahy …


·