Mila vonjy

Yavo Ramanantoanina

Mila vonjy


Very hevitry zahô! amin’ny fiainana e
Tsy haiko raha atao ,Olo jiaby tsy misy hitarainagny
Very hevitry zahô,tsy haiko raha atao
Fa ndre gny fiarahamonigny
Miôlaôla sy miady lava eto


Mila vonjy Aminao zahay ry Ray
Mba hafao re
Ka aza avela ho rendrik’irery amin’izao
Fa mijaly ,sahirane
Mila vonjy Aminao zahay ry Ray
Mba hafao re
Ka aza avela ho rendrik’irery amin’izao
Fa mijaly ,sahirane
Iza moa no hitarainako
Aminao re ny fiainako
Rehefa sendra ny mafy Aminao no miatsampy
Ampy fitia zaho,
Tsy hitanondrika sanatry ,fa Ianao ’lay tena fitia
Ka hiantso aho ,hiantso aho
Hiventso aho, hiventso aho
Raha mbola velona


Tsy miondrika na dia efa lavo
Falifaly na dia manjombona aza
Manantena masoandro
F’indray andro any io mbola hiposaka
Ka na misendra ny tontolo
Efa vonona aho hijoro
Rehefa Ianao no mampahery
Zava-poana ireny rehetra ireny
Ka na misendra ny tontolo
Efa vonona aho hijoro
Rehefa Ianao no mampahery
Zava-poana ireny rehetra ireny


Mila vonjy Aminao zahay ry Ray
Mba hafao re
Ka aza avela ho rendrik’irery amin’izao
Fa mijaly ,sahirane
Mila vonjy Aminao zahay ry Ray
Mba hafao re
Ka aza avela ho rendrik’irery amin’izao
Fa mijaly ,sahirane
Iza moa no hitarainako
Aminao re ny fiainako
Rehefa sendra ny mafy Aminao no miatsampy
Ampy fitia zaho,
Tsy hitanondrika sanatry ,fa Ianao ’lay tena fitia
Ka hiantso aho ,hiantso aho
Hiventso aho, hiventso aho
Raha mbola velona


·