Mila miambina
Gasy Tsara Midera
Mila miambina
Ref: Eh eh eh, inona Ary ity?..
Variana bé ity…
Mihetsiketseha(2) sao Dia taraiky eh…
Ny fanjakzn’ny lanitra anie efa akaiky eh…
1-Efa miseho daholo,izao rehetr ’ izao..
Nefa toa tsy taitra akory ianao…
Mila miambina anie oah…(2 fois)
Mila vavaka mafonja….(2fois)
Raha ho any an-danitra eeehh
Ref: Eh eh eh, inona Ary ity?..
Variana bé ity…
Mihetsiketseha(2) sao Dia taraiky eh…
Ny fanjakzn’ny lanitra anie efa akaiky eh…
2-Aza varimbariana ami-fiainana mandalô
Ny Tompontsika anie saropiarô
Tsy azo hafangarô..
Mila miambina anie oah..(2)
Mila vavaka mafonja
Raha ho any an-danitra….
Ref: Eh eh eh, inona Ary ity?..
Variana bé ity…
Mihetsiketseha(2) sao Dia taraiky eh…
Ny fanjakzn’ny lanitra anie efa akaiky eh…