Mila Anao

AFV Anosibe

Mila Anao


1- Aminao Tompo ô no mba faniriako
Eo anilanao no hasambarako
Raha any olana marobe , sy ny sedran’ny fiainana
Tsy ahoako ireo miaraka aminao
Faniriako hatry ny elabe , ny hanam-piainana sambatra
Hanam-piainana soa tsy mba mety ho lo (X 2)


Ref : Raha ny fiainako Tompo izaho mila anao
Mila anao hanjakao
Raha ny fianako Tompo ô
Mila anao , mila anao , mila anao hanjakao , hanjakao , hanjakao , hanjakao


2- Aminao Tompo ô no mba fifaliako
Miaraka aminao re no mamiko
Raha any olana marobe , sy ny sedran’ny fiainana
Tsy ahoako ireo miaraka aminao
Faniriako hatry ny elabe , ny hanam-piainana sambatra
Hanam-piainana soa tsy mba mety ho lo (X 2)


·