MIJORÒ,MAZOTOA, MAHEREZA

Feon'ny fiderana

MIJORÒ,MAZOTOA, MAHEREZA


Mijorò, mazotoa,mahereza
Fa tompo mahery,
K’aza kivikivy izany,
Fa Jesoa no jereo
Dia tsy ho very.
Banjino ny hazofijaliana,
K’aza mierika sao lasa vongan-tsira
Mandroso hatrany ny dia
Fa ny mihemotra any aoriana.


  Koa dia alatsaho ny harato 
Ho amin'ny lalina kokoa e!
Tompoko efa nandritra ny alina
No efa nikelezanay aina,
Nefa tsy nahazo na inona na inona a! a!
Kanefa noho ny teninao,
Dia halatsako ihany e! (ny haratonay).
Ary rehefa nataony izany,
Dia nahazo hazan-drano (be dia be)

·