Mijery ahy Ianao

Rbrl

Mijery ahy Ianao



  1. Noho ny fitantananao ry Ray no naha toy izao ahy
    Na dia be aza ny fahalemena dia mbola nomenao fandresena
    Ahafahako misandrtra ho ambony kokoa
    Koa misaotra Anao tanteraka ry Mpanome ny soa


Mijery ahy Ianao hatramin’izao
Hitanao avokoa zay mety hahasoa ny fiainako
Manomboka ety hatrany an-danitra ary




  1. Ny ho aviko rehetra mba jereo raha sitrakao
    Fa izaho mbola manantena fa omenao fandresena
    Ka ny ampitso izay mbola tsy fantatro
    Efa hitan’ilay masonao ry Tompo




  2. Rehefa ho avy indray lay andro izay tena efa nandrasako
    Mba hiriko ny hahita Anao Ilay teo foana zay tsy nandao
    Ka amin’izay indrindra anie ry Ray
    No homenao ahy ny fiainana mandrakizay




·