MIHEVERA

AMPIZIFA

MIHEVERA


Mihevera ianao ry namako ô!
Fa efa miharatsy izao fiainana izao
Fa ny ratsy no manjaka, mamàka
Mihevera hoy aho, sao ho very ianao


Mihevera ianao ry namako ô!
F’efa miharatsy izao fiainana izao
Fa ny ratsy no manjaka, mamàka
Mihevera hoy aho, sao ho very ianao


Mba jereo ny zava-misy, manodidina anao
He! korontana sy ady, fahoriana mankalao
Ao amin’ny Tompo irery ihany
Ilay Fiainana azo antoka indrindra


Tapaho ny hevitrao ‘zao anio izao
Aoka mba i Jesoa no hanapaka anao
Paradisa soa sy fiainam-baovao
No omaniny ho anao mandrakizay


Mba jereo ny zava-misy, manodidina anao
He! korontana sy ady, fahoriana mankalao
Ao amin’ny Tompo irery ihany
Ilay Fiainana azo antoka indrindra


Mba jereo ny zava-misy, manodidina anao
He! korontana sy ady, fahoriana mankalao
Ao amin’ny Tompo irery ihany
Ilay Fiainana azo antoka indrindra
Azo antoka indrindra
Azo antoka indrindra
Azo antoka indrindra


AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)


·