MIFONA AMINAO

Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)

MIFONA AMINAO


Mifona aho ry Ray o!
Mibaboka aminao Aho
Satria nandika n’y didinao
Tsy mendrika akory
Ny atao hoe zanakao
Tsy mendrika hiantso ny anaranao


Mifona aminao Aho
Mibaboka aminao
Satria maro loatra
Ny ota vitako
Ka mitaraina miangavy mitalaho
Mifona aho, mifona ry Ray o


·