Mifona

azofi fjkm ambohipo

Mifona


1/Ray ô mifona aho noho reo ratsy vitako
Miaky fa nandika ny didinao, ny didinao
Avelao ny heloko na ny hita na ny tsy hita
Ka mamindra fo Jesoa ô fa te ho olom-baovao


Ref :
Jesoa ô diovy aho amin’ny ranao dia hadio
Sasao madio ho fotsy mangatsakatsaka
Raha hoy ianao ny fanao ratsy dia fadio
Dia hiezaka aho mba tsy hosolafaka


2/fanahy ô ! aoka hionona ny fahatezeranao
Aza ilaozanao re fa ory ny fanahiko
Miangavy Tompo ô ! ovay ny fihevitrao
Avelao ny heloko io no angatahiko


·