Mifona

Antsan'ny Mino an'i Kristy Soanatao (AMIKRI)

Mifona


Mifona aho Jesosy ô (mifona Aminao)
Mifona aho Jesosy ô
Fa diso taminao (a…a o)
Tsy mendrika ny hiantso ( a..a)
Ny anaranao( ity aho Jesô)
Ity aho Jesosy ô
Mba raiso aho Jesosy ô ( raiso aho Jesô)
Mba ho Anao fa
Fa hody aminao aho (o..o)
Jesosy sakaizako ( Jesô sakaizako)


Réf Matoky aho Jesosy, matoky Anao tokoa
Fa mbola handray zao fifonako izao
Ekeko fa tsy mandao ahy Ianao Tompo ô
Inty aho Jesosy Ka anjakao


Iantrao aho Jesosy ô ( iantrao aho Jesô)
Iantrao aho Jesosy ô
Fa tena resinao ( a…a o)
F’ianao ‘rery ihany Jesosy ô ( a..a)
Ray be indrafo ( bé indrafo)
Soloy fo madio
Zay rehetra tsy Anao (Zay tsy Anao)
Mbola ato amiko fa
F’anio aho Jesosy ô (o..o)
Hanaiky izay irakao ( Zay irakirakao)


·