Mifohaza ry VALIHA sy LOKANGA
Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy Omega
Mifohaza ry VALIHA sy LOKANGA
Andriamanitra ray ô
tafatoetra ny foko
ka ny fanahiko hidera
sy hankalaza, sy hankalaza
(*2)
Mifohaza ry valiha sy lokanga
hifoha maraina koa
hideranao amin’ny firenena maro aho
JEHOVAH ô
hideranao amin’ny firenena maro aho
JEHOVAH ô
Ary hankalazanao aho
eo imason-jentilisa
fa lehibe mihoatra ny lanitra ny
famindram-ponao
Mifohaza ry valiha sy lokanga
hifoha maraina koa
hideranao amin’ny firenena maro aho
JEHOVAH ô
hideranao amin’ny firenena maro aho
JEHOVAH ô
(*2)