Mifankazara

FEOMAFI

Mifankazara


1- Avilio ny masonao
Tsy hijery zava-poana
Amin´izao tontolo izao
Toero ny devoly, ilay fahavalo ratsy
´zay manosika anao


Izy tsy avy raha tsy andrava sy amono
Andringana anao
Hialao aviatrany
Tsipao afara any
Tsy hanakaiky anao


Ref:


Mifankazara ianao amin´ny Tsitoha
De ho itanao
Fa hiadana ianao tsy anana ahiahy, feno haravoana ko,
M7fankazara ianao amin´ny Tsitoha
De ho itanao
Fa ho afaka ianao, ra toa ka Jesoa no manafaka anao.


Ah ah ah eee!
(Fankazara amin´Tompo zareo e!,
Fa ho afaka koa ianao oh!
Feno feno haravoana tokoa,
Ka hiadana koa ianao e!)


·