MIFANKATIAVA (Si) - Mari-piadanana

APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)

MIFANKATIAVA (Si) - “Mari-piadanana”



  1. Sitraky ny Ray ho fianakaviana iray
    ‘Reo ondry maro, tiany hifangaro
    Koa mivondrona re, andao isika handeha
    Hanohy indray ny dia natoron’I Kristy


Mifankatiava e! Raha mbola velon’aina
Ny Lanitra no ataovy an-tsaina
Ny adiady tsy ilaina, tsy ilaina
Fa fifankatiavana !



  1. Ny ady ajanony fa fomban’ny demony
    Raiso ny tanako, ny tananao koa hotanako
    Dia hifamela tokoa sy hifanao soa
    F’izay mifankatia dia Mpianatr’I Kristy


Mifankatiava e! Raha mbola velon’aina
Ny Lanitra no ataovy an-tsaina
Ny adiady tsy ilaina, tsy ilaina
Fa fifankatiavana !


Fa fifankatiavana ! Fifankatiavana !
Fifankatiavana !


·