Mifankatiava
Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana
Mifankatiava
1- Mba ho fifalian’ny Tompo any an-danitra any
Mifankatiava re, toy ny mpirahalahy
Mba ho fantatrin’ny olona
Fa mpianany isika izaho
L : Tahaka nitiavany ahy sy ianao
No mba hifankatiavantsika ankehitriny izao
V: Torio ka asehoy amin’ny olona rehetra
Fa ilay fitiavana io anie tsy mba manampetra
Koa mifankatiava re,raha mbola velon’aina
Fa rehefa maty anie
Tsisy intsony ny antenaina