MIFALIA SY MIHOBIA
APF TANGAINA
MIFALIA SY MIHOBIA
Mifalia sy Mihobia, ry Olombelona o!
Fa isika izay mpanompo dia natsangana
Ny herin’ny fitiavana no naha toy izao
Zanak’Andriamanitra izaho sy ianao
Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou
Isaory re ny Tompo ilay fitiavana
Isika mpanota re, isika mpamadika
Rehefa manaiky, rehefa mibebaka
Voavonjy voadiony, Voavonjy natsangany
Tonga zanany tokoa…
Dia indro fa afaka, dia indro fa sambatra
Nanaiky ny didiny, nanaiky ny hafany
Ny didim-pitiavany (x2)
Tena zanany tokoa…
Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou Ou