Mifalia mandrakariva
azofi fjkm ambohipo
Mifalia mandrakariva
1/Mifalia mandrakariva ao amin’ny Tompo
Mivavaha ka aza mitsahatra
Ka misaora amin’ny zavatra rehetra
Fa izany no sitraky ny Ray
Ref: Mivavaha mandrakarika ka aza mitsahatra
Mahereza hatrany hatrany fa aza ketraka
Ka ny finoana no ataovy ampinga
Mandrosoa ndrao ho tratra aoriana
2/ Efa mby akaiky ny andro fitsarana
Ô miambena a! sy mifahara
Aoka ianao ho fianarana ho an’ny hafa
Mba ho andry ao antranon-dRay
Ref: mivavaha mandrakariva…