Miesora moa

Justin RAJORO

Miesora moa


An’olona aho
Ka miesora, ka miesora ô ô
Tsy ahoako ny talaho
Mihemora


Ny foko, foko
Toy ny akany
Tsy omby zato, tsy omby zato
Iray ihany


Iray dia iray
Izy izay
Azy aho, izy ahy
Azy aho, izy ahy e
Ka azy, ka tsy manahy.


Iray dia iray
Izy izay
Azy aho, izy ahy
Azy aho, izy ahy e
Ka azy, ka tsy manahy.


Mpamorona sy mpanoratra: Justin Rajoroarivony


·