midina ry Fanahy

Chorale Taratr'i Maria

midina ry Fanahy


Midina, midina ry Fanahy
Midina, midina ry Fanahy
midina


Mbola misy foana ireo tia tena ka ataony kizo ny Fiangonana
Mbola manjaka foana ny fitiavan-tena
tsy mety ho afaka ny fialonana


Fa maizina ny tany e e
rako-pahotana a a
Midina ry Fanahy e e
Hanome hazavana a a


Fa mbola maro koa ny mandika ireo didy
‘Reo didy folo izay efa fantany
fa iniany foana ny tsy manaraka
ihoaran’izy ireo toy ny tsy fantany


Fa maizina ny tany e e rako-pahotana a a
Midina ry Fanahy e e
Hanome hazavana a a
Midina, midina ry Fanahy
Midina, midina ry Fanahy
midina


ah ah ah ah
Maizina ny tany e e rako-pahotana a a
Midina ry Fanahy e e
Hanome hazavana a a
ah ah ah ah ah


Midina, midina ry Fanahy
Midina, midina ry Fanahy
midina


·