MIDERA AN'I JÉHOVAH

Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna

MIDERA AN’I JÉHOVAH


Miderà an’i Jehovah
Miantsoa ny anarany
Ataovy ho fantatra any
Amin’ny firenena ny asany
Mihirà ho Azy
Mankalazà Azy
Saino ny fahagagana rehetra ataony


Ataovy ho reharehanareo
Ny anarany masina
Aoka hifaly ny fo
Izay mitady Azy


Mitadiava Azy sy ny heriny
Katsaho mandrakariva ny tavany


Miderà an’i Jehovah
(Miantsoa Azy koa)
Mihirà ho Azy
(Mankalazà Azy)
Saintsaino anie ny fahagagana
(Saino anie ny fahagagana)


Ataovy ho reharehanareo
Ny anarany masina
Aoka hifaly ny fo
Izay mitady Azy


·