MIDERA ANAO
IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
MIDERA ANAO
MIDERA ANAO
(Midera Anao ‘zahay)
*Midera Anao ‘zahay ry Ray tsitoha
(O mankalaza Anao)
*O mankalaza Anao izao tontolo izao
(Fa mahagaga Ianao)
*Fa mahagaga Ianao
(Mpamindra fo Ianao)
*Mpamindra fo Ianao
*Asandratray (ny Anaranao) ry Avo indrindra Haleloia (Haleloia)
Ref: Dera sy laza anie
Ho Anao ry Tomponay
Sy voninahitra mandrakizay
(Andriamanitra ô)
*Andriamanitra ô (indreto) izahay
(Mihira ho Anao)
*Mihira ho Anao (ary) misaotra Anao
(Fa mendrika tokoa)
*Fa mendrika tokoa
(Ho Anao anie)
*Ho Anao anie
*Ny haja ambony (indrindra dia) atolotray Haleloia (Haleloia)